Accueil arrow Les livres sonores
Nos produits
INFOS
Archives
Nous contacter
Recherche Google
Google
Administration du site
Questions fréquentes
Liens

Les livres sonores
I Vonindrano sy i Zavonandro Suggérer par mail

«I Vonindrano sy i Zavonandro» no boky voalohany navoakan’i Arikaomisa Randria tao amin’ny éditions jeunes malgaches tamin’ny 2017. Izy dia mpanoratra sy mpitantara angano malaza ary dia tena mahay manoratra tokoa. Efa navadika ho boky braille ihany koa ho an’ireo jamba io bokiny io tamin’ny heritaona. Raha vao nantsoina izy dia nanaiky namadika ny boky ho feo tao anatin’ny fotoana fohy mba hamporisihina ny ankizy rehetra ho tia mamaky boky amin’izao fotoana tsy hianarana izao.

Dia mihainoa finaritra daholo àry rankizy.

Ry Ray aman-dreny, aza adika na aparitaka ny boky navadika ho feo fa tsy manaja ny zon’ny mpamorona izany. Asaivo mihaino ny radio na mihaino eto ireo namanao manana zanaka te hihaino ny tantara. Misaotra anao sahady manaja ny zon’ny mpamorona izay nanao maimaipona ireto boky navadika ho feo ireto.

 

Image 

 

 

 
Ilay zaridaina Suggérer par mail

«Ilay zaridaina» no boky faha-8 navoakan’i Arikaomisa Randria tao amin’ny éditions jeunes malgaches ary nosoratany tamin’ny 2019. Izy dia mpanoratra sy mpitantara angano malaza ary dia tena mahay manoratra tokoa. Ho avadika ho boky braille ihany koa ho an’ireo jamba io bokiny io amin’ity taona ity. Raha vao nantsoina izy dia nanaiky namadika ny boky ho feo tao anatin’ny fotoana fohy mba hamporisihina ny ankizy rehetra ho tia mamaky boky amin’izao fotoana tsy hianarana izao.

Dia mihainoa finaritra daholo àry rankizy.

Ry Ray aman-dreny, aza adika na aparitaka ny boky navadika ho feo fa tsy manaja ny zon’ny mpamorona izany. Asaivo mihaino ny radio na mihaino eto ireo namanao manana zanaka te hihaino ny tantara. Misaotra anao sahady manaja ny zon’ny mpamorona izay nanao maimaipona ireto boky navadika ho feo ireto.

 Image

 
Ny volon?i Cora Suggérer par mail

I « Ny volon’i Cora » dia boky navoakan’ny trano famoaham-boky brezilianina Pallas tamin’ny taona 2013 tamin’ny teny Portugais (O Cabelo de Cora). Nadika tamin’ny teny frantsay aloha ny lahatsoratra (Les cheveux de Cora) vao nadikan’i Veloniaina Rabakoly tamin’ny teny malagasy tamin’ny taona 2014. 6 taona aty aoriana dia mbola amidy foana io boky io ary havadika ho boky braille ho an’ireo jamba amin’ity taona ity. Tamin’ny 2016 no navadika ho feo ity boky ity mba hamporisihina ny ankizy rehetra ho tia mamaky boky.

Dia mihainoa finaritra daholo àry rankizy.

Ry Ray aman-dreny, aza adika na aparitaka ny boky navadika ho feo fa tsy manaja ny zon’ny mpamorona izany. Asaivo mihaino ny radio na mihaino eto ireo namanao manana zanaka te hihaino ny tantara. Misaotra anao sahady manaja ny zon’ny mpamorona izay nanao maimaipona ireto boky navadika ho feo ireto.

Image  

 
Ny hazo, ny rano ary ny rivotra Suggérer par mail

I « Ny hazo, ny rano ary ny rivotra » no boky faharoa navoakan’i Jeanne Ralimahenintsoa na Tatie Jeanne ao amin’ny Editions Jeunes Malgaches tamin’ny 2013. 7 taona aty aoriana dia mbola amidy foana io boky io ary efa navadika ho boky braille ihany koa ho an’ireo jamba. Tamin’ny 2016 no navadika ho feo ity boky ity mba hamporisihina ny ankizy rehetra ho tia mamaky boky.

Dia mihainoa finaritra daholo àry rankizy.

Ry Ray aman-dreny, aza adika na aparitaka ny boky navadika ho feo fa tsy manaja ny zon’ny mpamorona izany. Asaivo mihaino ny radio na mihaino eto ireo namanao manana zanaka te hihaino ny tantara. Misaotra anao sahady manaja ny zon’ny mpamorona izay nanao maimaipona ireto boky navadika ho feo ireto.

Image 

 
Maria, vakansy any Alaotra Suggérer par mail

I « Maria Vakansy any Alaotra » no boky voalohany navoakan’ny éditions jeunes malgaches tamin’ny 2004. Rakotoanosy Marie Michèle no nanoratra azy. 16 taona aty aoriana dia mbola amidy foana io boky io ary efa navadika ho boky braille ihany koa ho an’ireo jamba. Tamin’ny 2016 no navadika ho feo ity boky ity mba hamporisihina ny ankizy rehetra ho tia mamaky boky.
Dia mihainoa finaritra daholo àry rankizy.

Ry Ray aman-dreny, aza adika na aparitaka ny boky navadika ho feo fa tsy manaja ny zon’ny mpamorona izany. Asaivo mihaino ny radio na mihaino eto ireo namanao manana zanaka te hihaino ny tantara. Misaotra anao sahady manaja ny zon’ny mpamorona izay nanao maimaipona ireto boky navadika ho feo ireto.

Image

 

 
Catalogue 2024


Programme 2023
- Participation Foire "Kanton'i Gasikara" du 2 au 5 Août, Antaninarenina
- Rencontres francophones du livre audio du 15 au 16 mai à Strasbourg
- Salon International du livre d'Abidjan, Côte d'Ivoire du 09 au 13 Mai.
- 17e Foire du livre, Antaninarenina du 17 au 21 Avril 2023.
Archives programmes

- Programme 2013
- Programme 2014
- Programme 2015
- Programme 2016
- Programme 2017
- Programme 2018

Declaration

- Déclaration internationale des éditeurs et éditrices indépendants 2014 .
- 80 recommandations et outils en faveur de la bibliodiversité.

Membre de:

- Alliance Internationale des Editeurs Indépendants
Association des Editeurs de Madagascar
Afrilivres

 

                                 Copyright © Prediff 2019, tous droits réservés.
                                Administré et Réalisé par Alain RAKOTOANOSY

FB