Maria, vakansy any alaotra |
Maria, vakansy any Alaotra de Marie Michèle RAKOTOANOSY ISBN: 2-916362-00-2 EAN: 9782916362007, ISBN: 2-916362-44-1 (en version pdf) A partir de 7 ans 8 pages,2005 5.000Ar, 5€ Agréé par le MEN
 Maria dia zazavavy kely nanana fahazazana tsy dia mitovy loatra amin'ny ankizy rehetra.Tsy mba niara-nipetraka tamin' ny Ray aman-dreniny izy fony fahakeliny satria voatery nandrato fianarana taty Antananarivo. Rehefa vakansy izy dia mody any amin'ny ray aman-dreniny any Alaotra. Mahafinaritra be tsy misy ohatra izany ny fialan-tsasatra ka vetivety foana dia tonga ny taom-pianarana vaovao .....
Traduction en français: Maria est une petite fille qui n'a pas eu une enfance comme celle des autres enfants. Ella n' a pas vécu avec ses parents, car elle a dû faire ses études dans la capitale. Pendant les vacances, elle rentre chez ses parents avec sa soeur à Alaotra, le grenier à riz de Madagascar... |