Fahalalam-pomba, fahaiza-miaina. Torolalana ho an?ny ankizy. |
|
|
|
14-10-2019 |
Titre : Fahalalam-pomba, fahaiza-miaina. Torolalana ho an’ny ankizy. Auteur: Rakotoanosy Marie Michèle Illustrateur: Max Razafindrainibe Langue: Malagasy ISBN : 978-2-916362-99-1 Nombre de pages: 20 pages 2022, 2è Ed° format: 14 x 20cm Prix de vente : 8.000Ar, 5€ A partir de 6 ans.
Ity ny boky nivoaka manaraka. "Fahalalam-pomba, Fahaiza-miaina" nosoratan'i Rakotoanosy Marie Michèle ary niarahany nanao tamin'ny Mpanabe Ralison Andriamandranto, Filohan'ny ONG Manda. Efa very daholo ny fahalalam-pomba amin'izao ka mila averina hampitaina amin'ireo zanatsika satria izany no mahamafy orina ny fiaraha-monina. |
Dernière mise à jour : ( 13-11-2023 )
|