Ireo Malagasy fefika tao amin?ny nosy Tromelin - Tantara marin?i Tsimiavo / Les Robinsons de l??le |
|
|
|
29-09-2020 |
Vient de paraître

Titre :Ireo Malagasy fefika tao amin’ny nosy Tromelin - Tantara marin’i Tsimiavo / Les Robinsons de l’île Tromelin - L’histoire vraie de Tsimiavo Auteur : Alexandrine Civard-Racinais Illustrateur : Aline Bureau Traduction en malgache : Veloniaina Rabakoly ISBN : 978-2-490272-10-5 Nombre de pages: 68 format: 24 x 32 cm Prix de vente : 16.000Ar
Avec le soutien de l'Organisation internationale de la Francophonie
Ny 31 jolay 1701, tao anaty sambo Utile i Tsimiavo. Naondrana antsokosoko tao anatin’ny lakalin’ilay sambo mpivarotra niaraka tamin’ny Malagasy andevo 159 hafa izy.
Tao anatin’ny alina mikitroka, nivadika ny lahatr'izy ireo : nidona tamin’ny haram-bato ny Utile ka rendrika. Nifefika teo amin’ny nosim-pasika fotsy sy vatovato kely iray, very eo afovoan’ny ranomasimbe Indiana, ireo nieren-doza. Rehefa lasa niondrana tamin’ny lakan-drafitra kely ireo tantsambo fotsy dia adinon’ny rehetra teo ry Tsimiavo sy ny namany sisa tavela. Ahoana ny hivelomana eto amin’ity nosy kely eto amin’ny faran’ny tany ity ? Izay no fanamby niandry azy ireo. Nandritrany andro maro, volana maro, taona maro dia nahavita fahagagàna ny herim-po sy ny fahaizan’izy ireo namorona....
Lesona mampangotika ho an'ny zanak'olombelona, nampiana ny tahirin-kevitra mikasika ny iraka momban'ny haifahagola nataon'i Max Guérout tao amin'i Tromelin, ilay nosin'ireo andevo adino.
Le 31 juillet 1761, Tsimiavo est à bord de l’Utile. Elle a été embarquée clandestinement dans les cales de ce navire de commerce avec 159 autres esclaves malgaches. Au cœur de la nuit, leur destin bascule : l’Utile heurte un récif de corail et fait naufrage. Les rescapés échouent sur un îlot de sable blanc et de cailloux, perdu au milieu de l’océan Indien. Quand l’équipage blanc prend le large sur une embarcation de fortune, Tsimiavo et les siens se retrouvent seuls, oubliés de tous. Comment survivre sur cet îlot du bout du monde ? C’est le défi qui les attend. Pendant des jours, des mois, des années, leur courage et leur ingéniosité vont faire des miracles… Une poignante leçon d’humanité, complétée par un dossier sur les missions archéologiques menées par Max Guérout sur Tromelin, l’île des esclaves oubliés. |
Dernière mise à jour : ( 16-11-2020 )
|