Les gestes de premiers secours / Ireo fihetsika vonjy aina |
|
|
|
25-05-2021 |
Vient de paraître
Titre : Les gestes de premiers secours / Ireo fihetsika vonjy aina Auteur : Anne Marie Razafintsalama Illustrateur : Max Razafindrainibe ISBN : 978-2-490272-15-0 Nombre de pages : 16 pages 2021
Format: 14,5 x 21 cm Prix de vente :8.000Ar, 5€
Les enfants doivent apprendre tr?s t?t les gestes de premiers secours car ils peuvent ?tre confront?s ? des petits accidents dans la vie quotidienne : mauvaise chute, malaise, crampe, ?touffement, br?lure, piq?re d'insecte, ingestion de produits dangereux,...
Ce livre les guide pour avoir les bons gestes qui sauvent.
Mila mianatra ireo fihetsika vonjy aina dieny mbola kely ny ankizy satria mety ho tratry ny voina kely madinidinika eo amin'ny fiainana andavanandro : mianjera, torana,
voan'ny vokon-kozatra, sempotra, may, voakaikitra na voatsindron'ny bibikely, mihinana zavatra misy poizina,...
Manampy azy ireo ity boky kely ity mba hanana fihetsika fanavotana. |
Dernière mise à jour : ( 13-10-2023 )
|