23-01-2023 |
Teraka tamin’ny 13 sept 1952 tany Fandriana Mpitendry örga sy valiha ary mpampianatra mozika
Boky nosoratana : Fianarana valiha lalandava sy “chromatique” natao tamin’ny teny frantsay sy Malagasy. Fianarana piano. Misy boky roa Fianarana mitendry gitara ho an’ny vao manomboka: boky iray Fianarana “flûte à bec” Kalokalo mitaiza; misy hira 30 eo ho an’ny ankizy sy tanora. Feon-kira henoina naparitaka (CD na cassettes taloha) Mozart à la valiha Folklore malagasy à la valiha chromatique Asa fanasoavam-bahoaka Nanangana fikambanana mpanao asa soa atao hoe “Miara-Mitan Bekisoa” Isan’ny mpikambana nanangana ny “Alliance française” Ambatondrazaka.
|
Dernière mise à jour : ( 31-01-2024 )
|