Ohabolana : Kolo saina ho an?ny ankizy ! Boky fahateo |
|
|
|
18-04-2025 |
Vient de paraître

Titre : Ohabolana : Kolo saina ho an’ny ankizy ! Boky fahatelo Auteur : AndrianimerinA Hobiana Illustrateur : Roddy ISBN : 978-2-490272-37-2 Nombre de pages : 40 pages
Format: 14,5 x 21 cm Prix de vente :10.000Ar, 5€.
Ohabolana 18 fandre matetika andavanandro kanefa tsy hay tsara ny heviny indraindray no novoaboasana ato amin?ity boky fahatelo ity.
Ny ray aman-dreny sy ny mpanabe ary ankizy 11-14 taona, efa namaky ny boky voalohany sy faharoa teo alohany no tsara mamaky azy ity. Ny tanjona dia ny mba hahafahantsika mampiasa ny ohabolana tsirairay ato araka ny tokony ho izy sy mahazo ny tena heviny. Ankoatra ny fanazaran-tsaina hahaizana mamakafaka ohabolana, dia hanampy ireo ankizy hahazo kokoa ny kolom-piainan?ny Malagasy sy ny soa notoavin?ny Razana ary ny fahendrena tokony hifandovana ity boky ity. |
Dernière mise à jour : ( 18-04-2025 )
|