Rapeto sy ny valihany / Rapeto et son valiha |
15-01-2021 | |
Titre : Rapeto sy ny valihany / Rapeto et son valiha Auteur : Arikaomisa Randria Illustrateur : Max Razafindrainibe Traduction en français : Fiaferana Alisoa Noroniaina ISBN : 978-2-490272-11-2 Nombre de pages : 20 pages Format: 23 x 23 cm
Prix de vente :12.000Ar, 8€ Rehefa lasa vadin-dRasoalao, zanakin’ny Mpanjaka, Rapeto, hoy ny penina, dia tonga mpanankarena ka nanana omby maro dia maro. Nananany avokoa na ny harena, na ny tanjaka. Tsy mba nentin-dRapeto nirehareha ny tanjany, fa nanasoavany ny vahoaka. Une fois devenu l’époux de Rasoalao, la fille du roi, Rapeto, nous raconte la plume, devint riche et avait un grand nombre de zébus en sa possession. Il avait tout, que ce soit la richesse ou la force. Rapeto ne tirait pourtant pas vanité de sa force, mais s’en servait plutôt pour faire de bonnes actions. |
|
Dernière mise à jour : ( 29-11-2022 ) |