Randriatsizafy Marie Esther
28-11-2017
Image Mpampianatra mpanabe, talen-tsekoly, mpanabe mpampianatra, mpanabe niofana ho amin’izany 1952-1954 Ecole Chrétienne Befelatanana Ankadifotsy, Ecole Union Chrétienne Tsaramasay 1954-1956, Ecole Privé Chateaubriand La Cigale Antanimena 1957-1975, 1976-1979 tany Togo Afrique, tany Boulogne, Strasbourg France.


Tale sady mpampiofana mpampianatra. Nanorina ny Akanin-jaza FJKM teny Faravohitra 1979-1993. Isan’ny mpampiofana tao amin’ny Ministeran’ny mponina 1998-2007. Talen’ny sekoly “Akany Ny Loharano” Akadiefajoro Avaratra fokotany Ikianja Kaominina Ambanivohitra Ambohimangakely. Nahazo ny laharana voalohany tamin’ny fifaninanana nampanaovin’ny Prinsesy Norveziana tamin’ny taona 2008. Ny lohahevitra dia hoe: “Ny zaza no anoratako”. Ny nahazoana voalohany dia tamin’ny sokajy 4 sy 5 taona ka nitondra ny lohateny hoe: “Ireo sakaizako ao an’ala.

Mbola talen-tsekoly ary mbola manofana mpampianatra ho an’ny ankizy madinika sy ambaratonga voalohany.

Ny sekoly sy ny fanabeazana no arafitra ho an’ny zaza sy ny ankizy fa tsy ny ankizy no arafitra ho an’ny fampianarana sy ny fanabeazana”
Dernière mise à jour : ( 28-11-2017 )