Fahalalam-pomba, fahaiza-miaina. Torolalana ho an?ny ankizy.
14-10-2019
ImageTitre : Fahalalam-pomba, fahaiza-miaina. Torolalana ho an’ny ankizy.
Auteur: Rakotoanosy Marie Michèle
Illustrateur: Max Razafindrainibe
Langue: Malagasy
ISBN : 978-2-916362-99-1
Nombre de pages: 20 pages
2024, 3è Ed°

format: 14 x 20cm
Prix de vente : 10.000Ar, 6€
A partir de 6 ans.


Ity ny boky nivoaka manaraka. "Fahalalam-pomba, Fahaiza-miaina" nosoratan'i Rakotoanosy Marie Michèle ary niarahany nanao tamin'ny Mpanabe Ralison Andriamandranto, Filohan'ny ONG Manda. Efa very daholo ny fahalalam-pomba amin'izao ka mila averina hampitaina amin'ireo zanatsika satria izany no mahamafy orina ny fiaraha-monina.
Dernière mise à jour : ( 08-09-2024 )