Livraison

Livraison


Image


Raha te hividy ny bokinay ianao dia afaka manao livraison izahay.

2.000Ar ny livraison raha eto amin'ny centre ville, 5.000 Ar kosa raha périphérie.

Raha manao commande androany ianao dia rahampitso no manao livraison izahay. Atao vola feno no omena ary atao anaty valopy mba tsy hisian'ny fifampikasoana.