Rapeto sy ny valihany / Rapeto et son valiha
15-01-2021
Image

Titre : Rapeto sy ny valihany / Rapeto et son valiha
Auteur : Arikaomisa Randria
Illustrateur : Max Razafindrainibe
Traduction en français : Fiaferana Alisoa Noroniaina
ISBN : 978-2-490272-11-2
Nombre de pages : 20 pages
Format: 23 x 23 cm
Prix de vente :12.000Ar, 8€

Rehefa lasa vadin-dRasoalao, zanakin’ny Mpanjaka, Rapeto, hoy ny penina, dia tonga mpanankarena ka nanana omby maro dia maro. Nananany avokoa na ny harena, na ny tanjaka. Tsy mba nentin-dRapeto nirehareha ny tanjany, fa nanasoavany ny vahoaka.
Tia mitendry ny valihany Rapeto, rehefa hariva ny andro, ka mandrotsirotsy ery ny feony....

Une fois devenu l’époux de Rasoalao, la fille du roi, Rapeto, nous raconte la plume, devint riche et avait un grand nombre de zébus en sa possession. Il avait tout, que ce soit la richesse ou la force. Rapeto ne tirait pourtant pas vanité de sa force, mais s’en servait plutôt pour faire de bonnes actions.
Rapeto aimait jouer de son valiha, le soir tombé, et sa voix était tellement apaisante....

 

Dernière mise à jour : ( 29-11-2022 )