Ohabolana:Kolo saina ho an'ny ankizy ! |
05-08-2021 | |
![]() Titre : Ohabolana : Kolo saina ho an’ny ankizy ! Auteur : AndrianimerinA Hobiana Illustrateur : Roddy ISBN : 978-2-490272-13-6 Nombre de pages : 40 pages Format: 14,5 x 21 cm
Fitaovana hanampy ny ankizy 8 taona -11 taona mba hahalalany ny kolontsaina sy soatoavina malagasy ity boky ity. Ohabolana 12 notsongaina tao anaty fandaharam-pibeazana no vahavahana sy hazavaina ato mba hahaizany mampiasa azy ireny aorian?ny famakiana ity boky ity. Zava-dehibe eo amin'ny fiainan-tsain'ny ankizy ny fahaizany mampihatra ireny ohabolana ireny eo amin'ny fiaraha-monina ka hitarika azy hanana fomba fiaina sy fahazarana vaovao. Prix de vente :6.500Ar, 4€. |
|
Dernière mise à jour : ( 14-02-2023 ) |