Angamba telo, dimy, folo...
21-10-2021
Image

Titre : Angamba telo, dimy, folo...
Auteurs : Maryvette Balcou
Illustrateur : René Francés
Traducteur : Rakotoanosy Marie Michèle

ISBN : 978-2-492272-16-7
Format : 16 x 24 cm
2021
Nbr de pages : 32 pages

Prix de vente: 13.000Ar, 8€.

Izaho no Suzanna. Ankizivavy kely toy ny rehetra ihany aho, saingy tsy tena raiko i Jacques, i Cl?mence ihany koa tsy tena reniko, ary aty, tsy firenena niaviako. Somary mahasadaikatra, fa indrindra rehefa tsy sahy mametraka fanontaniana. Kanefa, tena mampitony ny saina ny manapoaka ireo bal?nina mitsingevaheva feno marina....
Dernière mise à jour : ( 13-10-2023 )