Ohabolana:Kolo saina ho an'ny ankizy ! Boky faharoa
22-01-2023
Vient de paraître

Image

Titre : Ohabolana : Kolo saina ho an’ny ankizy ! Boky faharoa
Auteur : AndrianimerinA Hobiana
Illustrateur : Roddy
ISBN : 978-2-490272-25-9
Nombre de pages : 40 pages
2022

Format: 14,5 x 21 cm
Prix de vente :7.000Ar, 4€.


Fitaovam-pibeazana sahaza ny ankizy 10 - 13 taona ity boky ity. Azon?ireo mpanabe ankizy hampiasaina ihany koa. Sady hanoro azy ireo ny soatoavina raketin?ny ohabolana malagasy ny famakiana azy ity no hanampy ny ankizy hanefy toetra sy hiaina ny kolontsaina malagasy. Ohabolana 18 nokendrena hifanitsy amin?ny lohahevitra kirakiraina ao anaty fandaharam-pibeazana no voaboasana ato ka mifameno tsara amin?izay ianarany any am-pianarana. Zava-tsarobidy amin?ny fiainan-tsaina ny fitrandrahana ny fahendrena malagasy ka hampiharana azy ireny ho fomba fiaina mahazatra. Anisan?ny lalana mahomby amin?izany ny fahafehezana ny ohabolana.
Dernière mise à jour : ( 13-10-2023 )