Amboarana angano / Recueil de contes
09-11-2023
Vient de paraître

Image

Titre Amboarana angano / Recueil de contes
Auteur : Arikaomisa Randria
Illustrateur Max Razafindrainibe
ISBN : 978-2-490272-32-7
2023
Nombre de pages : 92 pages, couverture cartonnée
Format: 23 x 23 cm
Prix de vente60.000Ar

Angano malagasy dimy nosoratan?i Arikaomisa Randria ary noravahana sary nataon?i Max Razafindrainibe no natambatra ato anatin?ity amboarana angano ity. Efa nivoaka tamin?ny teny roa malagasy sy frantsay izy ireo ary tena nankafizin?ny ankizy tokoa hatramin?ny nivoahan?ny boky voalohany tamin?ny 2017. Edisiona miavaka ity ary natao ho an?ny ankizy 6 ka hatramin?ny 11 taona.

Ce recueil rassemble cinq contes malgaches ?crits par Arikaomisa Randria et illustr?s par Max Razafindrainibe. Ils sont en bilingue malgache/fran?ais et tr?s appr?ci?s par les enfants depuis la parution du premier titre en 2017. C?est une ?dition collector destin?e aux enfants de 6 ? 11 ans.

- I Vonindrano sy i Zavonandro / Fleur de l?eau et Brume du matin
- Ilay zaridaina / Le jardin
- Igoaibe sy Ilebilitika / Le costaud et le gringalet
- Rapeto sy ny valihany / Rapeto et son valiha
- Ilay lolokely jejo / Le petit papillon coquet
Dernière mise à jour : ( 13-11-2023 )