Ny valamparian? i Bebe / La lisi?re de la rizi?re de M?m
07-03-2024
Prochaine parution

Image

Titre Ny valamparian’ i Bebe / La lisière de la rizière de Mémé
Auteur : AndrianimerinA Hobiana
Illustrateur Max Razafindrainibe
ISBN978-2-490272-34-1
2024
Nombre de pages : 36 pages
Format: 14.85 x 21 cm
Prix de vente : 15.000Ar
Nahoana no tsy arabe fa valamparia mampianjera no manitsy ho ao Ambohibarikely?? Notantarain?i Bebe azy telo mirahalahy zafikeliny ny tsiambaratelon?ilay valamparia. Na izy telo mirahalahy aza tsy ho nisy akory raha tsy io valamparia, manify sy sarotra andehanana io. Io valamparian?i Bebe io no mirakitra ilay tantara mandratra fo, nefa tsy nisy mpahalala, noho ny nafitsok?ireo miaramila s?negaly mpampandry tany teto Madagasikara tamin?ny tabataba 1947. Tantara mifototra amina zava-nitranga tena marina, nihatra tamin-dRAVAOARINARIVO ANDRIANASOLO Blandine sy ny renibeny RASOANANTOANINA ary ny raibeny RAMALANJAONA, Ecrivain-Interpr?te, zanaky ny mpitandrina RAINIMALANJAONA, izay nanao batisa ny mpanjaka RANAVALONA III. Nonina tao Ambohibarikely Sambaina Manjakandriana izy ireo. Pourquoi n?y a-t-il pas de route mais juste des lisi?res de rizi?res si glissantes qui m?nent ? Ambohibarikely ? M?m? a r?v?l? le secret des lisi?res ? ses trois petits-fils. Ces trois petits-fils n?existeraient pas sans ces lisi?res si fines, et difficiles ? parcourir. Ces lisi?res de M?m? sont les t?moins d?une histoire qui fend le coeur, que peu de gens connaissent, suite aux m?faits des militaires S?n?galais dits ?pacificateurs? ? Madagascar, durant la r?bellion de 1947. Une histoire bas?e sur des ?v?nements r?els, survenus ? RAVAOARINARIVO ANDRIANASOLO Blandine et sa grand-m?re RASOANANTOANINA, et son grand-p?re RAMALANJAONA, ?crivain-interpr?te, fils du Pasteur RANIMALANJAONA, qui a proc?d? au bapt?me de la Reine RANAVALONA III. Ils habitaient ? Ambohibarikely Sambaina, Manjakandriana.
Dernière mise à jour : ( 07-04-2024 )